top of page
sokajim-pianarana
Misy sokajy telo ny mpianatra manaraka ny fampianarana ato amin'ny F.T.M.
Ny isan-tsokajiny koa dia mbola misy zana-tsokajiny mba ahazoana kilasy mitovy fahaizana.
.
-
Sokajy 1 : Natokana ho an'ireo vao manomboka mianatra ny teny Malagasy ka tsy mbola miteny mihitsy. Ohatra : ny ankizy teraka taty ivelany na ny vahiny tsy malagasy.
-
Sokajy 2 : Ity sokajy ity dia natokana ho an'ny olona efa manomboka miteny malagasy ary mihomana ny hanambatra izany ho fehezan-teny.
-
Sokajy 3 : Ny sokajy fahatelo kosa dia natao ho an'ny olona efa miteny malagasy. Handalina izany teny izany izy ireo amin'ny allalan'ny gramera, ny literatiora ary ny kolon-tsaina Malagasy

bottom of page